lirik lagu zay – fitia voarara
Loading...
fitia voarara
nofihininao ny tanako, dia norohanao ny molotro
tsy haintsika nosakanana, tsy hay nolavina
dia toa samy nihevitra fa hoe mbola afaka
hifampizara fitiavana, hiara-dalana
nefa anie na izaho eny na ianao, samy mahalala fa
efa voafatotra tapa-dalana
na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanantona
fitia voarara tsy azo atomboka
dia navotsitrao ny tanako, dia samy nanondrika ny loha
avy eo de nif-n-lavitra, samy nihataka
nefa re tao anaty tao hoe misy hery vaovao
hery iray zay tsy azo lavina fa fitiavana
nefa anie na izaho eny na ianao samy mahalala fa
efa voafatotra tapa-dalana
na de teo aza ilay fitiavana zay nampifanatona
fitia voarara tsy azo atomboka
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu neil sedaka – love keeps getting stronger every day
- lirik lagu syml – everything all at once
- lirik lagu daveed – out here
- lirik lagu darris sneed – shadows ii
- lirik lagu 303bam – i’m yours
- lirik lagu ella frank – kettle
- lirik lagu j.8.s – change
- lirik lagu cult of luna – the silent man
- lirik lagu shyboyjay – medusa
- lirik lagu parker simmons, danny ducker – boxman’s song