lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu tselatra – matokia

Loading...

lazaiko marina tokoa anareo

fa andriamanitra anie ry zareo

tsy mba manavakavaka

fa mihaino ny olona izay mivavaka

ambarambarako tokoa anareo

fa jehovah anie ry zareo

dia tsy miova fa maharitra

izay rehetra mino azy no ho avotra

chorus 1:

mamaly vavaka anareo

mampihonona ny fo mitoreo

manasitrana ny marary

mandray antsika hatrany hatrany

lazaiko marina tokoa anareo ve

fa ny tompontsika anie ry zareo

tsy manary fa manavotra

ny mpanota rehetra mangataka

zaraina mihitsy anareo re

ny fitiavan’andriamanitra jereo e

fa tsy mba mifidy tavan’olona

fa mandray izay rehetra efa vonona a

chorus 2 :

mpanafaka ny fatotra re

manaisotra ny otantsika e

mampatanjaka mampahery

mitady ny ondry efa very

ka mitory (misaora azy)

dia matoky (mitsangana ho mpandresy)

o mifaly (mihoby re)

dia mitsiky (fa nitsangana ny mesia e)

izy no lalana

ary koa fiainana

tompon’ny fahamarinana

fiandohana sy fiafarana

ka matoky (misaora azy e)

dia mitory (ny fanjakany)

dia mifalia (mitsaoka azy)

ande ary (deraina kristy)

dia mitsiky (misaora azy)

dia mifalia (fa nitsangana ilay mesia)

fa ande mandihy (fa efa nitsangana ny tompo tia)

mihobia, mitsiky, mitory…


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...