lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu shyn – mila vonjy

Loading...

zodizody zah niala ny marina tsy hita hoe aiza

hatrizay zah niambina tsiky tsy nahazo valiny

ratram-poko mandreraka tsisy olom-bo hitarainako

samy mipetraka samy malaka ho azy amin’ny fiainany

ref: variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza

nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny

variagna ny laingalaingan’ny satana te handavo

nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko

ray diso zah keh nibaboko

fay diso zah ke nifona

ray ianao ’raiky no fanafody

mpanasitrana anay, ray tsitoha

satria maro ny adidy keh adino aby ny andro alahady

natakaloko asa sy famelomam-bady

niazakazaka mitsiky zah: mandigny aho rah mbola

zary mbo nahatadidy: nagnano aoka

ref: variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza

nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny

variagna ny laingalaingan’ny satana te handavo

nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko

ray diso zah keh nibaboko

fay diso zah ke nifona

ray ianao ’raiky no fanafody

mpanasitrana anay, ray tsitoha

notantananao zah mbo ho olom-baovao

diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny

feno hery

nofoazinao zaho

navahanao

ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany

noho ianao

notantananao zah mbo ho olom-baovao

diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny

feno hery

nofoazinao zaho

navahanao

ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany

yeah

ray, ray, ô ô ray, misaotranao zah

oh oh ray, ray, ô ô ray yeah…

misaotranao zah, nanomia hery!


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...