lirik lagu samoela – hafaliana
hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
k’ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h’ataoko
fa hozatry ny fiainako ianao e ! andry iankinako ô !
tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô ! reven’ny fanahiko
mihetsika kely aho, de ianao
bedin’ny neny aho, de ianao
vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô !
hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
k’ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h’ataoko
fa hozatry ny fiainako ianao e ! andry iankinako ô !
tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô ! reven’ny fanahiko
mihetsika kely aho, de ianao !
bedin’ny neny aho, de ianao !
vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô !
matoa tsy afa-miova aho, de ianao !
matoa alim-pody aho, de ianao !
mandrevirevy eny aho, de ianao !
feno anao ny fiainako ô !
katry mivembena aho, de ianao !
dizina sy feta aho, de ianao !
saika hamono tena aho, de ianao !
be loatra ka tsy tantiko !
hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu headless_data – behind me/lass los
- lirik lagu lil b – addicted to the trap
- lirik lagu sub tae – you don’t know what she do to me
- lirik lagu rita redshoes – mulher
- lirik lagu 3rei sud est – vino lângă mine
- lirik lagu ten second songs – 20 love songs in 20 styles
- lirik lagu lyla foy – ice bar
- lirik lagu curci – by the end of the night
- lirik lagu shinigami – gem stones
- lirik lagu the ralph ( croatia ) – tremors