lirik lagu rija rasolondraibe – midera anao
Loading...
lay mpanjakan’ny mpanjaka
no antsoiko zao
ilay avo indrindra ao an-danitra ao
’lay efa naharesy izao tontolo izao
no ametrahako indray izao vavako izao
fantatrao izay tena miafina amiko
’zay rehetra ao am-po, izay mandreraka ny loha
sy izay miseho amin’ny fiainako
sy izay nokosehiko tsy hotadidiko
ialako ny hadalako sy izay mety ho fahotako
mitalaho ray o mba fafao
tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho
f’efa lehibe ny fitiavanao
iriko sady tiako f’efa natolotrao ahy
isaorako ianao ray
fa hery lehibe ho ahy ny fahalalako
fa voavelanao ny heloko
midera anao andriamanitro
midera anao(3x) andrimanitro
fa lehibe ny fitiavanao
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu cesar & cesar – cerveja
- lirik lagu rockstar payso – 1st
- lirik lagu blacha – trapez
- lirik lagu murda (nl) – lil one
- lirik lagu neba (rapper) – bad attitudes
- lirik lagu kg smokey – pray
- lirik lagu kznk – you know my name
- lirik lagu saint tomorrow – stay the night
- lirik lagu konscious kel – smile
- lirik lagu l.a.shawn – phone off