lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu rija rasolondraibe – injay tompo ô

Loading...

injay tompo ô ! ilay feonao

reko ianao am-poko ao

fa maniry mafy anie aho

te-hiombona, hahalala anao

(x2)

mandrosoa jesosy ô !

tonga soa ianao e !

fa manerana ahy ny fanatrehanao

maniry ny fo te-hitoeranao

kasio aho jesosy ô!

fa manatena anao e !

fa farany izay ilaiko sy tiako ny eo anilanao

tompo ô ianao ilay fahazavana

avy aminao ny fahitana

ny takalom-pitiavanao

no mirotsaka ao am-poko ao

(x2)

mandrosoa jesosy ô !

tonga soa ianao e !

fa manerana ahy ny fanatrehanao

maniry ny fo te-hitoeranao

kasio aho jesosy ô!

fa manatena anao e !

fa farany izay ilaiko sy tiako ny eo anilanao

te-hahalala ny ray aho

handray ny hosotry ny fanahy

jesosy ô izarazarao aho

izay mombamomba anao

(x2)

mandrosoa jesosy ô !

tonga soa ianao e !

fa manerana ahy ny fanatrehanao

maniry ny fo te-hitoeranao

kasio aho jesosy ô!

fa manatena anao e !

fa farany izay ilaiko sy tiako ny eo anilanao


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...