lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu ricky – ditsoka

Loading...

ditsokao lasa ny fony ontsaontsa ny fanahy

toa tafara-dalana teny, tsy mitovy ny ahiahy

izay rehetra jerena ataony toa mampiahiahy

naverimberiny eo matetika foana hoe

ireo ratra napetrakao taminy

ataony resak’isan’andro mihitsy fa hoe

ny fonao ho anazy fa tsy nindraminy

mila odiaina ny fony ho ataony ody fanina e

dia hitondray vakana any izy fenoy raha milamina

fa mila odiaina ny fony f’ianao mody fanina e

dia hitondray vakana any izy fenoy raha milamina

tsy mety afaka ao an-tsainy mihitsy intsony anie

ilay nofy nitambaranareo farany

manenjika m-n-loka azy teny foana anie

ilay fofonao manitra fitiavana e

“omaly sasakalina dia nisy fo iray, nendahan’olon-tiany teny an-dalamben’ny nofy

ny akoran’ny fitiavany dia atao veloma farany eny ambony mpamoronakonaron-javatelony

tsy misy voninkazo fa tsy maintsy misy fiaretan-tory

ka ny fasanao no fasany, indray aleviny aminao

na ny ho avy na ny lasany, nefa ity no tadidio

ny zavatra efa vita, isasahana mitovy, na ny tsiaro na ny tsiky na bitika io na ditsoka

na ditra lasa ditsoka”

ditsoka aho lasa ny fony, ontsaontsa ny fanahiny e

difotra aho lasa ny fony misaona ny fanahiny e

tafara-dalana teny fa tsy mitovy ny ahiahy

zà tsy very amboroa, zà tsy very fanahy (2)

very fanahy

tomany any aho tomany mba tsy ho difotra ny ampitsoko….


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...