lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu ricky – adinony ianao

Loading...

“adinony ianao e! e!
adinony ianao e! e!

fa fitaka ny toky, adinony ianao
lasa izy fa voky, tsy tazany ianao
tena tsy hitany intsony, nataony veloma
niova koa ny fony, adinony ianao e!

ref: adinony ianao e! e!

tsy tadidiny ianao, tsy tsarony intsony
nataony viloma, fo hafa no nantsony
ny halaelonao, no hoatry ny be dia be
tsy nanampo inona aza, fa izy te-hande

adinony ianao! tsy tadidiny ianao!
adinony ianao! tsy tadidiny ianao!

ianao nipitrapitra mba nangata-maso
tsy nojereny akory, lazainy fa matsatso (aiza!)
izy er`y an-kafa maka tsirony any aminy
ianao -n-lany azy, lazainy lany mamy

ref: adinony ianao e! e!

tapa-kevitra izy, fa hiova vazo
ianao avelany eo fa efa ravina malazo
raha sendra malahelo azy, voay ny fonao
fa misy sombim-piainana navelany ho anao
dia ho tadidiny ianao, tadidiny ianao e! e!

tadidiny ianao e! e!


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...