lirik lagu princio – eo an-tratranao
rehafa eo an-tratranao a dia ravoravo o
faly faly mihirahira mivazovazo o
na mandreraka mamizana aza ny fiainana andavanandro
rahefa eo antratranao a toa azoazo o
fa ny eo an-tratranao oa dia maravoravo
tena maravoravo o
rehefa lavitra anao a to mivari-lavo o
miroradrraka to lozitra malazolazo o
tsy mahita andro miratra to manjombona tsisy masoandro
rehefa lavitra anao a dia mivari-lavo o
fa ny e an-tratranao n maravoravo o
tena maravoravo o
ka aza avela irery fa tsy mba manan-kery
fa mora mikody, mora lavo o
fa tony ny zazakelyizay tsy masara-dreny
ka mila omena nono isanandro o
satria dia zavapaona raha fanoto tsisy laona
fa to mitsilany rano mavomavo
fa ianao faona, ianao mandava taona
itondra izay anjara masoandro o
satria inao ihany lay vato fantsika mafonja izay manohana ny foko tsy ho lavo
fa raha ianao no tsy eo
dia hiletika angamba ny sambo
ka ninonina miseo dia aza mietsiketsika eo
rehafa tsy eo an-tratranao a dia oriory e
valabalaka to maloka be sorisory e
mifendrofendro isakalina
mivandravandra tsy mahita tory
rehafa tsy eo an-tratranao a to oriry e
fa ny tsy eo an-tratranao to manorisory e
tena manorisory e
rehafa eo an-tratranao a dia ravoravo o
faly faly mihirahira mivazovazo o
na mandreraka mamizana aza ny fiainana andavanandro
rahefa eo antratranao a toa azoazo o
fa ny eo an-tratranao oa dia maravoravo
tena maravoravo o
ref…
amen!!lol
dédié pour andry et hafa
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu colette killworth – by the way
- lirik lagu sød ven – carry me home
- lirik lagu la felix – feels so good
- lirik lagu hillzy – help me god
- lirik lagu lil gump – epic gamer
- lirik lagu andrew garcia – kids of the night
- lirik lagu st. christopher – the kind of girl
- lirik lagu the gift (portugal) – cabin
- lirik lagu sara correia – o meu bom ar
- lirik lagu lowlife (coldhardlove) – останусь (stay)