lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu olombelo ricky – efa nataoko daholo

Loading...

efa nataoko daholo, izay mety nahasoa anao manotolo
dia tena nomiko avokoa
ireo vokatry ny fanahy sy vokatriny fo
efa lasanao tsy misy fetra, ireo tontolo misy ahy izy rehetra

efa nataoko tsy misy diso
izay hahasambatra anao na androany na ampitso
dia tena nataoko izay nety
na tamin’ny andro tsotra io na tamin’ny andronao fety
efa nekeko foana oa !
fa izay misy anao tsy maintsy misy ahy !

ref : tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ô ! ô !
izao tsy sarotiny amin’ny izany raha ho anao e !
tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ô ! ô !
izao tsy sarotiny amin’ny izany raha fasambatra anao ô !

efa nataoko tonga hira
hira sarobidy ho tsara tahiry
dia nanaovanao sora-dina na ho anao any na ho anay aty
efa nanamboarako hira, ho anao irery ho teny mananjiny e !

efa natokako ho anao
ireo tontolo tsy hita maso hilalaovanao
dia tena fitia vita sorona nefa inao tsy nino fa mbola nanolo
dia niara-nanao vely rano, fa tsy hanota fady ninoninona mandalo (2)

ref …

fa isika no efa niara-nanaiky
fa hifanome tanana raha sanatria misy taraiky
dia efa noekenao daholo fa tsy mifidy tontolo ô !
dia efa noekenao ilay vely rano, ody aina
ilay vely rano ody aina
fa ianao no tsy nety (3)

efa nataoko izay nety
na tamin’ny andro tsotra io na tamin’ny andro nao fety
efa nataoko izay nety, efa nomeko avokoa o !
efa nataoko izay nety, na ny vokatry ny fanahy na ny vokatry ny fo
efa nataoko izay nety, fa ianao no tsy nety
tsy nety taminao e !


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...