lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mika sy davis – ampindramo ahy

Loading...

raha tsy foinao ho ahy tanteraka e

ny aminao rehetra rehetra

ampindramo ahy vetivety foana

ny tananao, ny fonao

rehefa aoriana kely ao

raha toa ka ho reraka

ankino amiko tsisy fetra

ny fiainanao, ny fiainanao

raha tsy avela ho ahy tanteraka e

ny momba anao rehetra rehetra

ampindramo ahy vetivety foana

ny sandrinao, ny nofinao

rehefa aoriana kely ao

jereo fa hiaraka e

ny fiainako ny fiainanao

e sambatra aho sambatra aho

voafihinao voasafonao ny tanako

takariko ny lanitra tsy tratrako

ianao no fiainako

na ho ela na ho aingana

ny fotoana iainako

raha tsy omenao ahy mihitsy anie

ny fiainanao rehetra rehetra

ampindramo ahy vetivety foana

ny fitiavanao ny fonao

izaho anie tsy hangalatra e

miera aho vao mandray

raha omenao, raha omenao

raha tsy avela ho ahy tanteraka e

ny mombamomba anao rehetra

ampindramo ahy vetivety foana

ny sandrinao ny nofinao

rehefa aoriana kely ao

jereo fa hiaraka e

ny fiainako ny fiainanao

e sambatra aho, sambatra aho….


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...