lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mamy robinson – manin te-hody

Loading...

rehefa manin-te hody fa lavitr’akany

rehefa manin-te hody fa manembonembona ny any

manin-te hody tafasaraka sy lavin-tany

manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

afaro ’rony volana aman-kintana irony raha manin-te hody

ilazao hoe kaky sy neny @ izay fa izy manin-te hody

ny tambitamby tanilanareo mba manin-te hody

manin-te hody @ kaky sy neny aho manin-te hody

ref:

vetsoy ny hiranao o raha manin-te hody

vetsoy ny hiranao hanako ho tonga any raha manin-te hody

ny hiranao no vetsoy o raha manin-te hody

manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

o ry zoky sy zandry izaho irery aty manimanin-te hody

tsy tafandry mandry ka velon-toloko fa manin-te hody

ny adiady sy sangy tanilanareo mba manin-te hody

manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

manin-te hody, lasa lavitra aho, lasa lavitra anareo

manin-te hody, malahelo aho, malahelo, mitoreo

manin-te hody, tsy tamana aho tsy mahasaraka anareo

manin-te hody aho (3)

ref:

vetsoy ny hiranao o raha manin-te hody

vetsoy ny hiranao hanako ho tonga any raha manin-te hody

ny hiranao no vetsoy o raha manin-te hody

manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

efa ela nisarahana t@ tapaka sy namana aho

lasa aty an-tany lavitra fa mba mila ravin’ahitra aho

voatery nandao ireo havana aho

voatery nandao ny tanindrazana aho

manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

ref:

vetsoy ny hiranao o raha manin-te hody

vetsoy ny hiranao hanako ho tonga any raha manin-te hody

ny hiranao no vetsoy o raha manin-te hody

manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...