lirik lagu mahaleo – tanalahy ny foko
izay mena valala
izay tiana malala
nefa ianao raha te~hiala
dia aza misalasala
hatrizay ianao
no tompon’ny safidy
izay tianao no natao
satria anao ny didy
nefa t~n~lahy ny foko, mahay miova loko
nefa t~n~lahy ny foko, mahay miova loko
raha ny tany malemy
azo anorenam~pangady
feno eny rehetra eny
f’izaho no tsy te~hitady
nefa raha tianao izany
dia sahiko ny milaza
f’izao dia izao ihany aho
hahita ny sahaza
satria t~n~lahy ny foko, mahay miova loko
satria t~n~lahy ny foko, mahay miova loko
tsy ny masoandro matory
no hahafoana ny taratra
ny volana koa anie boribory
mirehitra fatratra
ianao no handeha
soava dia, mahereza
ny tia ahy be dia be
be ny mpitady seza
satria t~n~lahy ny foko, mahay miova loko
satria t~n~lahy ny foko, mahay miova loko
nefa aza manantena
f’izaho no hitomany
na hiantso hoe miverena
nofinofy izany
fa fanajana anao
no nampipetraka ahy
ianao indray no te~handao
oay, soa ihany lahy
tretrika, tretrika ny foko, hahazo hiova loko
tretrika, tretrika ny foko, hahazo hiova loko
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu chris rain – slowly obsess
- lirik lagu da chick – feel no pressure (i’m in heaven)
- lirik lagu tammy wynette – i got me a man
- lirik lagu три дня дождя (three days of rain) – track 06
- lirik lagu jini meyer feat tänzer – labyrinth
- lirik lagu forest green – hold my breath
- lirik lagu jawbone – and wine
- lirik lagu shuta sueyoshi – sad story
- lirik lagu boris the sprinkler – worm
- lirik lagu edes – bordeaux