lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mage 4 – sombintsombiny

Loading...

ny feoko efa farina reraky ny miangavy anao
fisarahana lalina tsy azo sakanana ny ao
ny masoko valaka manganoanom-piotia
fa tsy te hisaraka miangavy ihany fa mbola tia

ref: raha tsy ho tana ny alina
hiangaviako mba ho rahampitso maraina
fa ilaiko ianao
hampangina ahy

raha tsy ho azoko tanana ianao zory fa tsy olana intsony
ataoko ahoana moa ny anembona ny olontsy tia
satria misy mantsy anie tia fa tsy tiana
ka mijaly sy mivesatra ngidy anaty fihafiana

ref: raha tsy ho tana ny alina
hiangaviako mba ho rahampitso maraina
fa ilaiko ianao
hampangina ahy

mbola manantena ihany aho sombintsombiny avy aminao


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...