lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mage 4 – hiverina indray ny fahiny

Loading...

niverina indray ny fahiny
‘lay toetranao nafinaritra ahy
mampitory fitia!
niezaka foana teny aho
f’ianao no tsy nety

ankehitriny anefa
tsapako ianao fa efa tia
fa tsy nampiseho
‘lay fonao tsy natoy taloha
natahotra ny ho tia

ianao tsy niteny nefa tia
fa vahotra ny vavanao minia
na sarotra aza ny iananao ireny
naleonao niery
ianao tsy nijery nefa tia
tsy sahinao naseho izany satria
sao potika sy rembin’ny tadio
lay fonao madio!

natopatopan’drivotr’eny
ny hakanto sy hanitr’ny fitia raha
tazako ianao
ny tsikinao miantso fa toa
tsy sahiko sedraina

adinoko avokoa ny tontolo
ny alahelo tsy h-n-lok’intsony
nidify tsy hita
tsisy tsaroana ireo raha
hanoroka anao

ianao tsy niteny nefa tia
fa vahotra ny vavanao minia
na sarotra aza ny iananao ireny
naleonao niery
ianao tsy nijery nefa tia
tsy sahinao naseho izany satria
sao potika sy rembin’ny tadio
lay fonao madio!
………


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...