lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mage 4 – gidra tsaranga

Loading...

mampatahotra, mampangovitra

makarary an-doha

mihamaizina ny fahafahana

ka mampiketrona

ny aretina, tsy fananana

mampiteny moana

feno hantsana ny manodidina

ka mampivahavaha

‘nareo milaza hoe fahaleovantena

zahay milaza hoe fitiavan-tena

‘nareo milaza hoe ho avotra

ny aty dia hoe : ny any am-pasana

izahay aty mihamifintina

tsy misy atokona

ianareo ery efa ela no nahafantatra

ireo mpangalatra mihabetsaka

mampiasa maimbo vava a !

ny anareo, ny vavahady asianareo mpiambina

ianao no nahatonga fahantrana

marary tsy mba misy mpihantra

ianao natao ianteherana

variana mihady ny any am-pasana

ny aty sahirana ary mihanoana

variana ianao matory eo am-pandriana

ny aty mangetaheta fahendrena

ianao variana mitaiza hadalana


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...