lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mage 4 – fitia mandrakizay

Loading...

vao nitopy taminao ny masoko androko androany
dia nisava ny alaheloko hatrizay
niova toy ny paradisa ilay tomany
fa nanoloana ahy ilay silam-panahy
eny izaho koa miandry anao hatrany
mino koa fa ho ahy ianao

tapitra hatreo ireo taraina
hitambatra ho iray izaho sy ianao
fitiavantsika tsy ho lo mandrakizay
mandrakizay

tsy toy ny teto an-tany intsony izaho sy ianao
fa ny afobe ity no nitari-dalana
ireo mpankahala niala maina sy nandao
fa tsara orina ilay fitia vaovao
tsy misy fetra fa ho mandrakizay
ny tarigetra iainanana

tapitra hatreo ireo taraina
hitambatra ho iray izaho sy ianao
fitiavantsika tsy ho lo mandrakizay
mandrakizay


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...