lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mage 4 – fefy tsilo

Loading...

refrain:

fefy tsilo tsy azo ih–rana

no miaro ny foko ao mba ho azy ihany

ilay fitia izay nomeny ahy

tsy mamela ahy hitia any an-kafa indray

babony aho

ny tenako tsy tiany ho very

fa ho azy mandrakizay, ho doria

ny fiainanay tsy tiany hisy fery

fa hadio hatrany, lafatra

fantany fa maro be ireo fakam-panahy (ho ahy)

fahavalo n’inona n’inona antony

refrain:

fefy tsilo tsy azo ih–rana

no miaro ny foko ao mba ho azy ihany

ilay fitia izay nomeny ahy

tsy mamela ahy hitia any an-kafa indray

babony aho

ny fihaonanay omeny hafanana

tsy tsaroako akory ilay masoandro, n’aiza n’aiza

ny aizinay fenony hazavana

hery iray namatotra ahy ny fitsiny

zovy moa no tsy mahalala fa ny fitiavana

tsy hananan-kavana n’inona antony

refrain:

fefy tsilo tsy azo ih–rana

no miaro ny foko ao mba ho azy ihany

ilay fitia izay nomeny ahy

tsy mamela ahy hitia any an-kafa indray

babony aho


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...