lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu lucas ravoson – tia ho faly

Loading...

sary iray ‘zay manako
feo iray tsy re
vina toa mijanona eto
nofy navelanao teto

veloma ianao mandra~pihaona
tsy ho ampy mihitsy ny fotoana
tantara tsara fiafarana
ho tody amin’ny fiandohana vaovao

mianatra ny miaina indray aho
ahona re rehefa tsy eo ianao?

mba tia ho faly aho

tsaroako indray ilay sarinao
reko foana ilay feonao
mijery avy lavitra no hataonao
voasoratra ilay tantara vaovao

andro iray izay nandrasana
hifampitantana indray
‘reo feontsika roa hiara hikalo

fa tena faly


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...