lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu levelo – donak’afo

Loading...

donak’afon’apombo

tsy mba nisy hafanana

izy anefa nandoro vantana tiana handraisako anao

bitsibitsika teo

horokoroka, angoty

mamy kely ny antsika tiana ny omaly ho averina indray

ny lalantsika rahampitso

ngamba ho sarotra aleha

fandrika, hisy hanadala

fitaka eny tsy miala

ny angaredon’ankaso domy dia ho rava

hiaraka isika

fomba ataoko tsy miato

mikalokalo mangina

eo amoron’ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo

feon-jorery tomany

tsy hita anefa any ho any

ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany

hotantanako ianao

hitety ny onjan’ny tany

etsy ankino ny loha

miondakondana koa

rodorodon’amboa tsy ahovoka firy

hiaraka isika


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...