lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu kresnik – solo

Loading...

verse 1: [zawa]
mifankatiava tsika raha velona
izay nody mandry tsy nanao veloma
isanandro miezaka ahita an’ilay money
fiainana aty koa miha sarotra
ho mpanakarena ve zahay moa tsy ho satriko
nefany sarotra izany
hiezaka ahita money
oh my n~gga, lavitra ny lalana
hita anaty attitude
production aty pure, mozika ny antidote

outro: [kresnik]
fiainana matsiro
indray andro mbola hitsangana foana ny empire
aza taitra vao manomboka ny épisode
koboko ny pookie, tsy maintsy miodina ny sera ohatrany ny toupie
mentalité samihafa tsika antipodes

chorus: [zawa/kresnik]
solo, solo oh
tairo ataoko irery, f~ckeko izay hypocrite
anaty akamanao ny teutré
tsy mety takatrao ilay quetru
anaty geudro elah détruit, miha lehibe ilay miha triste
fa ny andropiainako tsy déprime
fa maizina ny tontoloko, tsy koboko izay misy anah rehefa mandeha lavitra ny tompo
very aho raha tsisy anazy
verse 2: [kresnik]
go away b~tch, go away
ato aminy stud’ zahay sy ny kho zao mi charbonnе, mila peso’
mila kishta (ato amin’ny local zahay mi fly)
tsy mandray bigo (ato aminy local zahay mi stay)
fa na dia izany aza indraindray izaho mila anao
tsy mila love izaho fa mila an’ilay ilainao
anaty vaisseaux dia ny hirako indray no hirainao
kobonao ny amin~tsika roa fa misy liaisons
koboy izaho mila anao

outro: [krеsnik]
miady aho mangina fa rehefa hamiratra eo ve dia tsy ho hitany ihany ?
mijery ahy tsy vitany hoazy, eeh
mizara an’ilay vibes izaho mibrasse peso’ sady mi’rull sh~t à max
feno illicite sy w~x, babe

chorus: [zawa/kresnik]
solo, solo oh
tairo ataoko irery, f~ckeko izay hypocrite
anaty akamanao ny teutré
tsy mety takatrao ilay quetru
anaty geudro elah détruit, miha lehibe ilay miha triste
fa ny andropiainako tsy déprime
fa maizina ny tontoloko, tsy koboko izay misy anah rehefa mandeha lavitra ny tompo
very aho raha tsisy anazy


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...