lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu kresnik – alone

Loading...

[verse 1]
alone ohatrany tsisy mandratra ahy rehefa alone
tsy matahoatra tsisy fisarahana de tsy misy ohatran’zay koa ny friendzone
ohatrany hoe za le teo foana
ho anreo sipa nandaniko fotoana
nefa miserana otrany lay very phone

batard tsika satria nisy teo ny olona napangatsika
ny hafana nisy tao anaty dia ny ratra ho takon’ny tsiky
manaraka ahy ny axiété
nefa navita niarina ah f’aokzay ty
“kres oa aza simba tsony”
aiko hoe ratsy ny lasako, f~ck zay tia
ratsy ny mandeha rery… rehefa tsy misy amour propre
fiainana célibataire na “c’est un batard” za efa propla
fotoana hihavanana aminy tena le manirery anakomana ny fery
nefa aiko hoe mila misokatra aminy hafa foana aho halalako zay mistery

de misokatra aminao ny foko
atelomy ao anatinao ao lay clé an’i gadenat enao ny tompony
velona ny bandy kely fa mba isao isao lo ny ratra sy fery tao ampony
de mianara manaiky hoе ny olona halahelovanao tsy malala ny fisinao intsony

[bridge]
de mianara manaiky hoe ny olona halahеlovanao tsy matsiaro ny fisinao intsony
alone ohatrany tsisy mandratra ahy rehefa alone
za mila anao foana any anatiko lalina za mila love
alone ohatrany mila anao aho rehefa alone
you might also like


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...