lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu black jack’s – na dia

Loading...

(re) na de mahantra kely sy mavomavo aho ! matsiaro sambatra aho fa manana anao ! sisa tokiko amin’ny mafy mpandavo ! mpanoro ny atao !

na de kamboty kely ts’isy antenaina ! afa tsy ny herin-tsina ho enti-mitady ! ny ho adiko ny soa mba ilaina ! ho entina miaina !

zara nefa isika ra misy ifaliana ! ny hany sisa havantsika de fahoriana ! ny olona mihodina tsy misy mijery afa-ts’ianao irery !

miezaka mitraka nefa hatrany voapepo ! ianao no sisa tokiko izarako ‘reo sento ! ny manana tsy ho havan’ireo ory n’aoviana ! k’aleoko mangina !

na de karazan’ireo mafimafy ady aho ! mahatsiaro sambatra aho fa manana anao ! fa na mafy na mora mianjady tsy mba mandao ! na de mitsimpotsimpona etsy sy eroa no fitadiavan-tsika mandavan-taona ! na ny ratsy no miseho na ny soa de miaraka foana !


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...