lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu bessa sy lola – jesosy

Loading...

jesosy o mino ‘zahay (2)
fa tsy hanao zara vilana
na fijery mitongilana
no nidinanao tety taona maro lasa izay

ka ny fotsy satria fotsy
dia notoloranao harenao
hanamparany ny heriny (2)
ka ny mainty satria mainty
dia mangataka izay vao omena
kely ihany fa ndrao dia toheriny
ny tsy fitovianjo

fa ry zareo ato avaratra
dia nataonao be ambim-bava
hisehoana sy izahozahoana
aminay ato atsimo
izay mandrifotsy lava
tsy mba misy ny atokona
kanefa tena noana
sy kepaka tokoa

jesosy o mino ‘zahay (2)
fa tsy izany velively
no nidin-n-l tety
ka ny noelinay, enga anie
mba ho noelim-pahasambarana
satria isambaravarana
dia tinao hahafantarana
fa mitovy izahay ety (2)
… amen


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...