lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu bessa sy lola – aza manao an’izany

Loading...

kinga ery hono ianao mitsingoloka anay eny e
fa maditra sy dondrona tsy mba mahay eny e
dia lazaina fa kevoka te-ho ambony eny e
nefa lavo ka tsy hotafarina intsony eny e

fiv

maika ery hono ianao manely ny tsaho eny e
fa tsy tianao, tsy tianao, tsy tianao aho eny e
dia lazaina fa mbola misisika ihany eny e
nefa injato no efa natao an’izany eny e

fiv

ankehitriny aho raha mianjona f’efa tsy tiana oh oh oh
dia lazaina fa olona tsy azo itokiana oh oh oh
dia lazaina fa mpivadi-dela malaza oh oh oh
tsy azo inoana na dia miozonozona aza oh oh oh

fiv :
nefa aza manao an’izany eeee aza manao an’izany
tsy lanitra akory eto an-tany eee aza manao an’izany
ny rasa mivadika ihany eeee aza manao an’izany
mbola ho ambony ny ambany eeee aza manao an’izany

nefa aza manao an’izany eeee aza manao an’izany
tsy lanitra akory eto an-tany eee aza manao an’izany
ny rasa mivadika ihany eeee aza manao an’izany
mbola ho ambany ny ambony eeee aza manao an’izany


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...