lirik lagu anyah – tora-pasika
Loading...
tora-pasika mafana
mampifaly avanja mikorana
hazavana manjopiaka
hira sy mozika
dia ho fifaliana foana
no entina mameno ity fotoana
ilay masoandro mibaliaka
no namantsika
anilanao no tena mamy indrindra
anilanao ny tontoloko no arindra
anilanao mazava sy mafana
anilanao, hafa ihany ny any aminíny tan‡na
ireo longo any tulèar
havana tsy foy any fianar
ireo sakaizako any mahajanga
miarahaba (anareo aho)
iray tampo amiko ao iarivo
sy ny any antsiranana tsy adino
ianareo any tamatave
manakory avy
havana malalako, any an-tanindrazako
ianareo anie tsy foiko, sanatria tsy ho adinoiko
zanahary ô tahio, ho tafita soa anio
madagasikarako, nosy tanindrazako
ianao no niandohana, ary mbola hiafarana
manina azy any aho izany, te-hamonjy ilay akany
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu total massacre – american carnage
- lirik lagu damian wilson & adam wakeman – shining a light on a miracle
- lirik lagu lucas tyler – same old shit
- lirik lagu hector – berlioz
- lirik lagu austin martin – know
- lirik lagu lil sheik – somebody
- lirik lagu versace henrik – mun pitää kirjottaa 3000 sanan essee perjantaiks
- lirik lagu lady jane’s revenge – pma (positive mental attitude)
- lirik lagu tinxtin – suicide letter
- lirik lagu rudy williams – golden revolver