lirik lagu andriaina & the niconni – tiako
[verse 1]
raha mba fantatrao
ny ao anatiko ao
rehefa mahita anao
tonga ho zava-tsoa
ireo fihetsem-po
mieritreritra anao
raha mba sitrakao
dia mba ambarao
ireo avy any aminao
sao dia mifanjohy
ho tantara mitohy oh
[chorus]
tiako hitoetra eto ihany
ilay hafanam-po
hitondra hafaliana
foana ny tomany
ao anatiko ao
[verse 2]
tsaroako sahady ireo fotoana tsara
mbola tsy niainantsika roa
tao anatin’ireo nofinofy maro
tao miseho ho tena misy ireny
rediredy ve ny ahy
toa tsy fomba ratsy
ianao mahalala
ny andro tsara sy ny ratsy
mikasika ahy (ahy)
[chorus]
tiako hitoetra eto ihany
ilay hafanam-po
hitondra hafaliana
foana ny tomany
ao anatiko ao
[bridge]
rediredy ve ny ahy
rediredy ve ny ahy
rediredy ve ny ahy oh
mikasika ahy (ahy)
[chorus]
tiako hitoetra eto ihany
ilay hafanam-po
hitondra hafaliana
foana ny tomany
ao anatiko ao
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu gacek – na pewno!
- lirik lagu the hamiltones – gotta be lovin me
- lirik lagu mxpx – moments like this
- lirik lagu override – everything i want
- lirik lagu mayday (uk) – big c interlude
- lirik lagu seiscuerdas – déjate llevar
- lirik lagu knxwledge – jstjam_
- lirik lagu william harris – hot time blues
- lirik lagu blooodhound – i saw a photo
- lirik lagu bojou – med mig