lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu ambondrona – mankasitraka

Loading...

bangoiko ho iray ‘zay lalantsika hatrizay

dia nierika aho afa-po mandroso indray

raiketiko ho fotoana mamy ’zay vita tany aloha tany

na fifaliana na fihafiana dia tsy hana-tsiny

tsy nisalasala ianao haneho izay tao am-po tao

ka niaraka namoy ny dia hoe hifankatia ary ho doria

mankasitraka aho, hisaorako ianao

tsy mba mahay miteny aho, ny foko no hameno

ary hampanetre-tena

mankasitraka aho

nifanolotra fitia, hamakivaky ny ho avy sy

zavona sy f-n-la masoandro sy hafanana ho eo ihany

tsy nisalasala ianao, haneho izay tao am-po tao

ka niaraka namoy ny dia hoe hifankatia ary ho doria

mankasitraka aho…………

ho valim-pitia, ity hira ity

ho takatry ny saiko hanehoako tokoa

izay mba fihetseham-po dia ho feheziko ho ahy ny teny

mankasitraka aho


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...