lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu ambondrona – aleo aloha

Loading...

toa ts aritro iany
ny iandry anao niezaka iany aho fa toa
ho mafy iany tsy ho eo ianao
ho rava ve reo zay efa natao?
tsy maintsy mbola iaona indray andro any
zao kosa iteny hoe

tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho ahy intsony ny fonao
aleo aloha samy haka ho azy indray

zaho koa nino
teo foana ianao
indrisy fo vaky,sento sisa iny lasa ianao
tsy alaelo iany na koa hoe itomany
f’izaho aloha dia mbola hitraka atrany
ny momba anao koa efa lavitra ahy
taraina sisa ny ahy hoe

tsy andrinao
tsy kivy aho anefa
tsy itàna anao akory aho mandéana
tsy ho ahy intsony ny fonao
aleo aloha samy haka ho azy indray


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...