lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu zeon7flex - 8- hunters feat. diibs

Loading...

charismatique aka denzel
fiatsaram~belatsihy no ambadiky ny tsiky
efa zatra niaina irery, ny fo efa desert
‘ndana ho ento ho anao dia adinoy ilay hoe “tsika” iny
izahay manoratra dia izy mitantara
tsy mamaly, tsy miresaka amin’ny tatan~jaza
god ah, ny lalako tantano
aleo hiteny tsy hisy hieno ohatran’i tatandraza ireo

aleo hiteny tsy hisy hieno ohatran’i tatandraza
anaty rap, izahay no biby mpihaza (mpihaza)
tsy love amin’akist izy tsy olana izany
izaho tsy mieno ayam f’aleoko niu raza
ny punch~ko maranitra ohatran’ny épée an’i afro samurai
ireo milaza ho mamay fa tsy miohatra ny meizu
ny rap~ny tsy hilaiko ohatran’ny fandihi~na rakay
ny level aty bro efa mihoatry ny loha

raha te hijery anay dia ambonimbony (ambonimbony)
manonga level ohatran’ny fiakatry ny laitra
niha~lehibe dia tonga saina i z, tsy zaza intsony
tsy ny fitoviana no arme fa ny fiavahana amin’ny rehetra (boy)
mc tsy atao anaty case, taratasy feno 16 no ao anaty casier
izahay tsy voatery hieno rap gasy, feno ambondrona sy fsc anaty dossier

samy mbola ambany fahefan’ny ariary, na hanao commerce ialahy na ambany tany
tandremo ny poizina amin’ny veranao ry zandry, mahay misandoka ho real koa ny mpangarom~bava
mpivatsy kalitao fa tsy anaty palitao, izay milay no aparitaho fa tsy fakofakonao
felaka, ohatran’ny tamin’ny tavan’i macron ity
aza miseho ho grand aty fa mbola apprenti tant pis pour toi
tsy tanjona fa dingana iny ho aho
aleo hilamina ohatran’i vercors amin’i sif~gresy
miha~tamana ianao miha~nocif (yeah)
ambony prod ihany aho no agressif (b~tch)
tamin’ny mbola kely te ho ingé btp, izao voa~menace isan’andro anatin’ny rgpd
ny nofinofiko tsy tanteraka iny mbola be dia be, fa ny motivaka hanatanteraka azy mbola be
be kokoa

maroloko f~ck ny lgbt
i~nique makoko ialahy, tsy vitan’ny “cc”
mafy ilay mpandroaka vola aty amin’ny tany tsisy vola
varotan’i raprezy amin’ny blabla no jutsu
mangirana ny flow ohatran’ny anatina bijouterie
rafotsy no natao oc dia izaho no lasa amnésique
nanamafy anay ny sedra lesy raha tsy nampivika
indraindray tsy pacifiste rehefa manome zika

~ bobaka ny mpanao mozika, ny artiste miha~rare
~ ilay miditra studaka amin’izao koa efa mora
~ “aleo omena top izay tsy kopy” ozy i pasy hoe “ilay hip hop anie tsy revina popstar”
~ tsy revina popstar, izahay no mi~accoste azy, tsy mandeha amin’ny tos~ma ny mozikana fosika
~ “telo taona omena ana” izay ny kozy tamin’ny intro, “life tutto passa” diibz maestro

~ aza mivikavika lenta misy mihintsy fa tsy tatasika vitsy an’isa no real ety amin’ny piste

écrit par zeon. & diibs royal
produit par diibs royal/spartial records
©7flexmusic 2024


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...