lirik lagu zeon7flex - 6- mayday feat. yuji.svn
tsy ho kivy na irery ary
dia hiaina foana raha toa ka mbola misy tanjaka
manohy ny làlana foana ahafahana manatratra ny tanjona
na dia mianjera ary
marary ihany ny aiko mahita ireo namana niaraka niaina tsy namana intsony
tsy kivy aho raha izany fa fiainana izany
fa ny ahy aloha no tohizako satria
tsy afaka hiantehitra afa~tsy amin’ny tenako aho
ny tanako irery ihany no afaka hanampy ahy
ilay ray ao ambony no hinoako fa ho eo foana hitantana ahy
dia misaotra an’ ialahy isany nanary
misaotra an’ialahy isany aho nanome lamosina
fa koboko hoe na miredona na miaraka mihosina
eo foana ny mpihatsara ivelatsihy hanosika
fiainana izany
f’aza kivy ry zandry
mizara ialahy mahavita tena
mitsangana ialahy raha toa mianjera
manohiza raha mbola misy hery
fa mafy ialahy zandry mahatoky aho
fa mafy ialahy zandry mahatoky aho
fa mafy ialahy zandry mahatoky aho
izaho tsy nanampo anao hikipy raha nahakobo ny lasako
izaho tsy nanampo anao hisintaka mba ho lavitra ahy
tsy anjara no asisitsisika d’iza no homeko tsiny
izaho tsy nanampo anao hikipy raha nahakobo ny lasako
izaho tsy nanampo anao hisintaka mba ho lavitra ahy
tsy hiady aho tsy hanisy tsiny, vitako io tsy hilako tambiny
vitako io, izaho no mikiry
miketrika mitady monday hatramin’ny monday
izaho tsy anjely, anontanio i medar
tsy tonga lafatra, efa be ny ratsy vitako teto
f’efa miezaka aho mba hihatsara
ny tsy hapandroso ahy retra nialako
ny hiantso vonjy tsy ho an’ny lehilahy
aleoko maty miaraka amin’ny voninahitro rehetra
toy izay tafa fa nilelaka
tsy maintsy ho tafa ny lehilahy lemako izay mibahabahana ny lalako
miasa mafy anaty mangina dia ny fandreseko no hanao lamako
na ny ampitso ny ao ambony iany no mahalala azy, f~ck ny kozy fa ny ahy ny androany tsy
ho ataoko manenina
tandremo ny akama, ny fahavalo tsy hamadika, tsisy hanokatra ny fery raha tsy izay nitsabo
azy ihany
izaho tsy nanampo anao hikipy raha nahakobo ny lasako
izaho tsy nanampo anao hisintaka mba ho lavitra ahy
tsy anjara no asisitsisika d’iza no homeko tsiny
izaho tsy nanampo anao hikipy raha nahakobo ny lasako
izaho tsy nanampo anao hisintaka mba ho lavitra ahy
tsy hiady aho tsy hanisy tsiny, vitako io tsy hilako tambiny
vitako io, izaho no mikiry
écrit par fandresena andrianiaina & aro
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2023
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu jakuu. - sonic
- lirik lagu kingfishr - all the time between us
- lirik lagu moweton - 2025
- lirik lagu c-real (kor) - no no no no no
- lirik lagu skitalecxvi - lifestyle vip
- lirik lagu thimlife - home (radio edit)
- lirik lagu eddie brock - t3
- lirik lagu deco*27 - 8月31日 (august thirty-first)
- lirik lagu eerie - more*
- lirik lagu patada o fixe - justin bieber - baby (ganza version) paródia