lirik lagu zeon7flex - 4- out the hood feat. mardaz & nass
ravoravo izahay fa malagasy, fa tsy miraviravy tanana
mitrongy ialahy vao homana dia tsy mihinana raha tsy manana
tsy dia mila miandry fahanana, efa fay amin’ny zava~misy ny olom~bitsy
mikapa anaty vava~ranjo nefa mody miantso “peace & love”
mianara tsy ho fetsen’ny hafa fa raha domapeps dia ny paosin’ialahy no ataony partouze
mbola be ny paiso, voafetsy anaty passe~passe, lafo am~pitsanganana mitsipozipozy
raha hiandry vintana eo, dia inona no ho hitanao ?
ny ho avy ataovy ampihiratra ny vitanao
tsy mila vintam~bao fa pitik’afo no velomina
mba ho lasa masoandro ny kintanao
mba k~ndna, ny k~aitra ihany no mampidi~bola sady midasy no dizina
ko ialahy manonofinofy eo am~pandriana fotsiny hoe radem indray vao tena poinsa be ny
bizina
hitsangana hiketrika sa hiandry tosika fanampy ?
mandrapà miafy lava hoe kikina
hidongizina ? raha safidy aza be taraina fa lasa maha~kizintina
matoa izahay miketrika dia maniry ny ho tafa
tsy vitan’ny vava mitatatata fa miasa mafy
out the hood
mitraka foana raha mandeha amin’ny tany
aza sakanana ny lalako mandroso mankany
out the hood
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
tsy handingana anao zoky fa hiezaka aho hamiratra
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
toroy hevitra aho ho raisina, ny toky anie ka fitaka
izay nieritreritra ny hi~tacle dia takona fa tokana ny tanjona
tsy hi~stop aho raha tsy tompony
raha misy zavatra hainao dia asio tambiny
aza manao raha tsisy tombony
f~ck ny tosika fameno, izaho tsy dro~pe (pedro)
tsy akamako raha vao kamo hikaroka
tsy takany ny rapsyga, tairo maka maro izahay
f~ck ny rap tambitamby, izaho tsy dre~pa (padre) any
rehefa noana aho nasaina nitady
nahay nitia aho na natoro hoe mila miady
nosaromako tsiky foana ny ahy ny fery anaty
tsy manam~potoana alahelovana aho fa mila mafy
rehefa noana aho nasaina nitady
nahay nitia aho na natoro hoe mila miady
nosaromako tsiky foana ny ahy ny fery anaty
tsy manam~potoana alahelovana aho fa mila mafy be
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
tsy handingana anao zoky fa hiezaka aho hamiratra
matoa izahay mijoro
hizara ny tsara
toroy hevitra aho ho raisina, ny toky anie ka fitaka
écrit par mardaz, nas, zeon
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2024
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu gran maestro - bussola freestyle (losses rmx)
- lirik lagu chris lanzon - dinner party
- lirik lagu virgingod* & miseryswin - desperdício
- lirik lagu pghlfilms - sprunki super tunes phase 1
- lirik lagu dogs in a pile - thomas duncan, pt. 2 - (live 6/23/23)
- lirik lagu diamond okosun - bad man
- lirik lagu little torment - left the street 2
- lirik lagu carnegie mellon university - cmu alma mater
- lirik lagu molina, talbot, lofgren & young - the hunter
- lirik lagu katy nichole & matt maher - our king has come