lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu zeon7flex - 3- lovés feat. toulyo r.

Loading...

ambony kianja izaho fané
izaho mila faly vao miala eto
“lovés sy peace” no hilaiko izaho tsy haharitra ela
f’alaiko dia miala aho
tsy vohaiko ny foko raha tsy efa posé izaho
tsy ahoako izay mety, izay tiako no ataoko, izay hiafarako
nandroso aho na tsisy ny afarako
tsilovin’ny tompo aho na maro ny adalako dia
qui va, qui va faire quoi ? efa carré ny gang
ça va ve ry seh ?
ireo, ireo fa matahotra ho takona, hamingana fa za tsy hicala
s/o zeon. izahay mila quali
tsy miresaka aty raha tsy milli
alov, liasse, scalap, cash
tsy “peace & love” fa “peace & lovés”
tsisy roro aty tsisy codé
72⁰ ny hafanana, efa kopy izy
tsy boton’ny tess, tsy avy eny am caillé
fa ny prod potehako avia raha hanintsy
ny ahy ny hobbies avadika showbizz
miseho ho gvng ny ekipany noob
no cap ! izahay mila wari
izahay no mafy, ho anisan’ny kintana

rn lovés, lovés, izaho mandroso tsy ho kivy
(…)
manga, biff, mila cash
(mila mafy, mila miady dia mila mandresy)
tsy resy ny androany, mpandresy tsy mila fanampiana
(mandresy ny androany, mila fandresena)
ny ahy ny ampitso mila kiasy
(ny ahy ny ho avy tsy hamelako, za mila milli)

tsisy miditra eo, antsoy aho hoe de ligt
ny opps dorako anatin’ny dеux lignes
vao flex kopy izy hoe quali
gavirria aho ,ny rap mеdellin
izaho mila e misy tsipika (€)
mihosona dia eny amin’ny top mitsikotsiko
valaky ny fitiavana kishta ny maso mena fa tsy sanatria hi~pic isika
rn lovés, lovés, izaho mandroso tsy ho kivy
mi~taff mafy mila alov vao mibalabala
izaho no kerchak, prod is kala
f~ck izay illicite sy ny tala
mitady alov n’iza mibahambahana
no tarigetra f’atao fady izany mihanahana b~tch
izaho no kerchak, prod is kala
izaho ilay n~gga tian’ny fotsy ohatran’i barack obama
tsisy roro, tsisy codé
toulyo r. sy z. no lotes~pi
te hahatoky aho f’ainao ihany ry k~nd
tsisy afa~tsy rates~pi no anaty lobby
showbizz no hobby
miseho ho gvng ny ekipany noob
no cap, mila milli
s/o 4sheesh7

rn lovés, lovés, izaho mandroso tsy ho kivy
(…)
manga, biff, mila cash
(mila mafy, mila miady dia mila mandresy)
tsy resy ny androany, mpandresy tsy mila fanampiana
(mandresy ny androany, mila fandresena)
ny ahy ny ampitso mila kiasy
(ny ahy ny ho avy tsy hamelako, za mila milli)
rn lovés, lovés, izaho mandroso tsy ho kivy
(…)
manga, biff, mila cash
(…)
tsy resy ny androany, mpandresy tsy mila fanampiana
(mandresy ny androany, mila fandresena)
ny ahy ny ampitso mila kiasy
(…)

écrit par toulyo ratiarison & fandresena andrianiaina
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2023

Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...