lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu zeon7flex - 2- zz. feat. balz & oda kaiser

Loading...

double z kara zinedine
double g ohatran’i xeu
ohatran’ny valifaty, manintsy ohatran’ny xeb
ny rap~ny lany date ohatran’ny filtre sépia
raha te ahakobo an’i z dia avadibadio ny ze~bla
feat 5 étoiles ohatran’i brésil
ohatran’i swagger, ny tir précis
izaho tsy gasy, izaho tsy mora ampiesonina
fa mahazo ny tête izay materazzi

mi~relaxe mihaino “raozy maria”
miseho ho gasy amin’ity teesh “projet paris”
fomban’ny hendry hono no manao mody mangina
fa ny adala kosa manabe frime
aleo milaoka kely dia milaoka foana tsy maninona
occaz ihany vao manao tchin tchin
lerony te hi~fauchage firifiry
ampireheto ny jiro nefa isika tsy future, efa anay ny culture

futur milliardaire no lamba isalorako
à part an’i god, tsy misy ny zoky atahorako
vibe high quality, feat avec bro ity
raha bandy tsy anahaka tsy andaniako ny rorako
vonjeko amin’ny orana ny game raha kere
tsy havanana amin’ny dihy fa ny pеnina no manao choré
big boss n~gga sa hoe manakory ?
lyrics bombasse refеsiko amin’ny carat
hatramin’izao mbola mitady paradisa
eny amin’ny plage manabe b~uh sy kabisa
ny hitovizana, dia ny fahantrana
samy amoron~drano mba te ho tafita

salorako ny samboady, ny sarim~bavy tsisy toerana
ity vibe ity hoentiko an~ditra, tsy “sahambavy” ity tsy thé ral
ato izao ny trio magique, ny opps ato demi~terrain
manonofinofy izahay dia miasa dia mi~chill eo amin’ny terrasse
ny ref mampitady dictionnaire, mihaino in~telo ialahy vao mi~capte sy mahakobo ny tiako
tenenina
mafy loatra ohatran’ilay amin’ny dictée ireny
ity ilay têten’i ramos kobon’ialahy any amin’ny additionnel

aty tsy misy manenina
rehefa vita ny faux casse, ny fahasambarako amin’ny tavoahangina pilsener
ilay kitro fotsy hoy aho nitsahan’i neny dia
ny foko nivonto ohatran’ny lanin’ny takola mpanenitra
izay manary manonitra, zoky mikozy manerika
rehefa tsy mety ny texte dia efa iny aho mamerina
dao, balz dia 7flex no ato an~trano
izahay tsy double fa mino ialahy vao mitantara angano izahay

m~n~la hetahetan’ny boto ohatran’ny jus fy
talenta ny rap, tsy hitanao ao amin’ny gifi
namono ny game, wesh n~gga, ouais je l’ai fait
izahay tady mahazaka, tsy fragile ohatran’ny rofia
romotra ny thème, tsisy badvibe n~gga sao tsy takatry ny sainy izany
ireo ny ekipa tonga handrava azy
yoflexuknowquali izahay izao no ato an~trano

écrit par zeon., balz, oda kaiser, toulyo r
produit par diibs royal/spartial records
©7flexmusic2024


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...