lirik lagu zeon7flex - 1 - 'ndao
ny ampitso ankahamantatra, miezaka miakatra aho na be aza ireo fery nandratra ny foko
be ireo niala, isaorako izay niharitra nanampy nandio sy n~n~la ny feriko
roa sy fito ny ekipako, atsimo ny faritra
izay tia dia mi~partage
tsy midongy force nefa fa raha tsy tia ialahy tsy quoi fa miparitaha
“ndao”
lasa ity ka tsy hihato intsony, tsy mijanona raha tsy eny amin’ny tampony eny
efa im~piry no tafitohina fa miainga eto i z no kapiteny
telo taona omena anah, izaho no “mpandresy”, tsy miova ny caption
ho an’ny akama izay ela tsy hita, tsy hoe adino, samia miady dia tafità
sarotra amiko ny hiteny hoe izaho irery no niady, samy manana ny tanjony
raha tsy nety ny androany, radem manarina
mbola ho avy ny andron’ny
fandresena hitobaka, ny fahasoavana hahavoky
milay ialahy raha tsy miova hoy ry zal, f’aza manary toky
écrit par fandresena andrianiaina
produit par laden beatz/track recordz
©7flexmusic2023
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu avenues & oceans - a shadow in the crowd
- lirik lagu little boogie & stereo (arg) - los del bohío
- lirik lagu zeon7flex - 8- hunters feat. diibs
- lirik lagu xuxa - você acredita em mágica? (do you believe in magic?) [extended mix]
- lirik lagu rocío dúrcal - eugenia emperatriz
- lirik lagu анатолий юркин (anatoly yurkin) - zero-day exploi
- lirik lagu ponton & kotlety mielone - space
- lirik lagu jay duvoe - gold bottles
- lirik lagu rawayana - besos ricos (live at cercle odyssey)
- lirik lagu kodes kahra - vakit katli