
lirik lagu zay - ho malalanao
toa vao haingana ihay no nahalalako anao
fotoana fohy ihany hatramin’izao
nefa tsy mifankafoy mifampiankin-doha
mpinamana mahafatra-po
na ny manodidina aza efa mananihany
indraindray toa mahatonga saina ihany
hoe izay misy anao dia tiako hisy ahy hatrany
tsy mahafoy anao aho, marina izany
fa efa zatra anao, zatra anao
zatra niaraka aminao
efa zatra namanao
ka ny ho malalanao, io indray no mba iriako
ka ho malalako amin’izay no hiantsoako anao
mierikerika foana raha vao mandeha irery
mitady anao sao lahy mba eny ho eny
na ny nofiko aza refa matory
raha vao tsisy anao dia manorisory
rehefa iny aho oriory tsy mety izay atao
misava avokoa raha vao antsoinao
ireo oram-pifaliana indray no ahatsapako
fa tsy feno mintsy raha vao tsy eo ianao
fa efa zatra anao, zatra anao
zatra niaraka aminao
efa zatra namanao
ka ny ho malalanao, io indray no mba iriako
ka ho malalako amin’izay no hiantsoako anao
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu tselatra - alondrano
- lirik lagu кай метов (kai metov) - position #2
- lirik lagu âşık mahzuni şerif - felek ile şu cihanı bölüştük
- lirik lagu lil cheat code - fountain
- lirik lagu charles o'more - king smoke
- lirik lagu okaminokami - 4kamiville
- lirik lagu richywitch - love overdose
- lirik lagu shawty prince - uno, dos, tres
- lirik lagu patrícia coelho - you will see
- lirik lagu submarine man - footi friday