lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu y-zit – aza avelanao

Loading...

ny tenako aty fa ny saiko mbola any
mola mahatsiaro anao tsy te anadino anao
maso mikipy tsy te ahita ilay loko
te hijery anao mbola mahatadidy anao

mety ho resy ny andro
fa ny tena tsy handady
satria mbola misy miandry
any lavitra any
tsy maintsy miverina
fa miandry ilay fandriana mafana
eo akaikinao
aza avelanao irery aho
na izay eritreritra kaly
natokana ho antsika
aza avelanao mody aho
raha tsy mitondran’ilay masoandro
natokana ho anao
aza avelanao h-m-dy ôôô
raha mafy ny ady ka
miandry izany zany ahoana?
ny foko tsy te hitalaho
satria mbola misy anao
masoandro nokendreko
ny alahelo manery
mitady ny herinao ao anatiko ao
tsy adalana ity fo
na rediredy ny loha
no nandaozako anao mbola tia
fa nahatsiaro ireo
ka raiso an-tanan-droa
fa mitady anjara masoandro


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...