lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu y-mar (mg) - tena fitia

Loading...

[intro ~ y~zit]
yeah yeah
oh oh

[couplet 1 ~ y~zit]
nilaza ho tia nefa nandao
niteny hoe tsy hanary nefa tsy eo ianao
fo mitomany isan’andro izao
(oh oh oh)

[marion]
tsy handeha hitady hafa, tsy misy ohatra anao
tsy haiko nampanginina ny foko mitalaho
mila anao ao foana, mahatsiaro anao

[refrain ~ y~zit]
fa ho ahy mandalo lalan~tsarotra isika
takona ilay masoandro mibaliaka
tsy ho hadinoiko anefa ianao

hiandry anao foana aho satria mila anao
hiantso anao foana aho satria tia anao
tsy asiako fetra ny fitiavako anao

sarotra ho ahy ny hanadino anao
mahatsiaro marary rehefa tsy eo ianao
aiza ilay tiako , fa aiza ianao

[tovo j’hay, johanna et jenny]
tsy ho hadino ireo tomany
feno ny foko mahatsapa mijaly
nefa mbola tia, mila anao ihany
tsisy hifandao eo, hoy ianao
tsy avelako ho very, nolazainao
zay no voateny nefa tsy eo ianao

[refrain ~ y~zit]
fa ho ahy mandalo lalan~tsarotra isika
hitady ilay masoandro mibaliaka
tsy ho hadinoiko nefa ianao

hiandry anao foana aho satria mila anao
hiantso anao foana aho satria tia anao
tsy asiako fetra ny fitiavako anao

sarotra ho ahy ny hanadino anao
mahatsiaro marary rehefa tsy eo ianao
aiza ilay tiako , fa aiza ianao

[outro ~ y~zit]
ouh ouh
ouh ouh
ouh ouh

fitia , fitia
fitia, fitia

miandry anao ity foko
mila anao ity foko

oh fitia
oh fitia

fa ho ahy mandalo lalan~tsarotra isika
hitady ilay masoandro mibaliaka
tsy ho hadinoiko nefa ianao

hiandry anao foana aho satria mila anao
hiantso anao foana aho satria tia anao
tsy asiako fetra ny fitiavako anao


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...