lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu venhom - intro

Loading...

[couplet 1]

simba zah mpanjaka ny jungle
simbazah feno égo nefa humble
simba zah kara rebely congolais ny année 60
simba kara tanindrazako tsy mety tafiakatra pente

simba kara toe~tsaina n’olo avahizo
simba kara namako t’à tamatave maty voa tsatoka kiso

simba zah liona kara shaka zulu
simba nisy fotoana kara joyce mena dia mbola mavita mijoro

‎tsy mba naman’olo tia magnano coup bas
‎tsy mba miala olo manana combat…

‎…matotra, miaritra mafy, leader no tsara arahina
‎tamaga ipoirany masöva fa fanombohako fara~fiangana

‎tady hovery anaty dédale indraindraika lalana tsy hita
‎fa manana zanahary na afaka 40 taona voa hotafita

‎tsy maintsy tafita, satria efa zany voasoratra
‎isanandro miady @fiainana fa fahafatesana tsy mampatahotra

‎mamba zah mibata 24 alias kobe
‎talentako lalina sy midadasika mialà thalassophobie

‎coeur de pirate karany luffy sady misy coeur à la fête
‎toujours lucide toujours calme anaty tempête

‎na dia lehibe tanaty technologie ny bandy
‎fa sady lehibe tanaty tafasiry sy angano
‎finaritry akory @nareo agny da aminareo agny akory aby
‎itoa e zafinao iababe angataky fafi~rano


‎(… kabary fafi~rano…)


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...