lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - squa - bonus track

Loading...

« yo, efa voakozy anaty npng daholo izay tiako lazaina rehetra fa
ity izany mba misy bonus kely eh!
tsy dia asina resa be fa mankasitraka an’ialahy isany rehetra izay manohana
miezaka manodina an’ilay ject rehetra
lisany frera
ho an’ialahy isany ity rzal »

ho an’ny akama
tsy akama intsony fa efa solon~drahalahy boy
ilay nampitsiky rehefa sendra ny halaelo sy ny sento ye
ny halaelo sy ny sento ye
ho an’ny akama
tsy akama intsony fa efa solon~drahalahy boy
ilay nampitsiky rehefa sendra ny halaelo sy ny sento ye
ny halaelo sy ny sento ye

tsisy an~kifitra rehefa tsisy ela dia za indray aloha no miantoka
avy amin’ny fo izay rehetra omena
sanatria hoe niandry valiny aho
ho an’ialahy ilay hifamaliko rehefa sendra masosop~~~
fa aveo mifamela ihany tsika
anaty atamba aho
tsy hanontany fa ny akama aloha no apiko
na dia diso
vao mikitika eo ela dia tsy maintsy asiko
dablio no nampiray, ny adidy tsy atao am~pisaraka
aiko na dimy taona tsy hiona ary hoy aho dia tsy hiova ny feeling
ho an’ny akama tsy iray tsy roa
lisany makobo ny tiako kozina
mandram~pihaona rehefa mahatsiaro
tairo ity son ity henoina
zandry matoky an’ialahy isany
na dia tsy mifankahita
dia izao tadidio, tanjon~tsika aza adinoina
ho an’ialahy
manan~talenta ela fa esory any ny doute
rehefa tiana dia ataovy satria ny équipe aty matoky lesy
tsy miala tsika raha tsy fiere ireo ilay kozy
ataovy an~tsaina izany
rehefa sendra ny spleen
ho an’ialahy efa lehibe ela efa tojo ilay niriana
am~pafantaro ny tontolo hoe misy ketrika aho na be ny dégât
ho lamban’akoho bro
tsy maintsy ho tafa anaty vazo aho
izay ilay kozy mandrapatonga ny anjarako
diso ilay kozy hoe tsisy manohana
ao hafarako ny squa mi~check foana dia efa ho tohizako ny lalako
fa sarotra amiko ny hanadino

tiako hiverenana androany
ilay tsika nigaffegaffe cours
tamin’ny taloha, tsy hisy intsony ireny
sarotra adinoina
mamela trace à vie
na mangidy na mamy
niaraha nizaka taloha
rovina indray no hirevirevy anaty bar
miara mamo, miara faly
tsy mi~totaly ny hapitso ye
tsy ni~totaly ny hapitso ye
tiako hiverenana androany
ilay tsika nigaffegaffe cours
tamin’ny taloha, tsy hisy intsony ireny
sarotra adinoina
mamela trace à vie
na mangidy na mamy
niaraha nizaka taloha
rovina indray no hirevirevy anaty bar
miara mamo, miara faly
tsy mi~totaly ny hapitso ye
tsy ni~totaly ny hapitso ye
valala iray no hifanampahana
na isampana ny lalana
faly za raha faly ela
rehefa tafita mifanena any
samy ho bonetra amin’izay rehetra atao
izay vita omaly hifaninana
raha very dia tsarovy
tsy irery ela fa mana~namana
samy ho tonga amin’ny tanjona bro
tsy miala tsika raha tsy tafa
vitanao io za matoky eh
za matoky eh
za matoky eh

« seven flex, c4d, ainao zay! »


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...