lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - panik

Loading...

tairo fa efa hitanay
tsy mitovy ny asa sy vintana
tsy mila fanampiana aho, tairo vitako io
ny fihavanana gasy toa fitaka
izay ory hono tsy havany manana
rehefa tafita maro ny mpialona
tsara fanahy araraotiny olona
aleoko tia tena toy izay handevo ny olona
koboko hoe iza no hanampy ahy raha lavo
iza no hitaty ahy raha toa za mihakapoka
loup solitaire ato anatin’ny ala my n~iggaz
ny hanenjika anah mbola ho sarotra
nefa na izany dia i like it
tsisy afa tsy peace & love no ilaiko eto
za tsy hanambitamby, tsy hiatsara~velatsihy
aleo ireo hikozy tsy ho enoko fa zappé~ko

efa maro be ny hita hoy aho
parano fe~li feno fitaka
aza kivy fa aleo andeha, mbola ho tsapa ny fisinao indray androany ye
aza tsaraina amin’ny toetrako aho
efa nataoko ho lesona izay any hafara
za tsy taiza ny arabe
fa manahy hoe raha maty tsy hisy hitomany

fa na dia izany tsy hi~panique, panique
tsy maintsy ho tonga amin’ny tanjoko aho
izahay tsy hitahita, mitady izay mahasoa
ezahako hamiratra ny ho aviko
aza tairina fa efa nifoha aho
aza tairina fa aiko izay hahasoa ahy (yes)
tsy ho baikon’ny life, tsy ho baikon’ny pesos
hitako ny lalana aleako

dia izay no mahatonga ahy tsy hi~panique, panique
tsy maintsy ho tonga amin’ny tanjoko aho

fa mama isa noche mivavaka ho an’ahy
dia tsy hahavoa ahy ny ozony
efa firy ny akama nikozy hoe tsy hanary fa androany nakaiza ry b~ry
dila ny halaelo na maro aza ny olana, nahasitrana ahy ilay matory eto an~tratrako
izahay mitsiky na mafy aza ny ady satria ny tomany aty anie misy vidiny
efa ela aho no teto fa tsy hiala
tairo fa vitako io inch’allah, na hino na tsy hino izy za efa focus
otrany cr mandaka cf, puissance de tir anay boy no limit
aiko izay hahatsara ahy
aleo za mba hiaina ny choice~ko, te hanohana ahy matokisa
ny anaran~draiko tiko hanako erakin’ny kianja mba ho rehany hanabo any peace

efa maro be ny hita hoy aho
parano fe~li feno fitaka
aza kivy fa aleo andeha, mbola ho tsapa ny fisinao indray androany ye
aza tsaraina amin’ny toetrako aho
efa nataoko ho lesona izay any hafara
za tsy taiza ny arabe
fa manahy hoe raha maty tsy hisy hitomany
fa na dia izany tsy hi~panique, panique
tsy maintsy ho tonga amin’ny tanjoko aho
izahay tsy hitahita, mitady izay mahasoa
ezahako hamiratra ny ho aviko

aza tairina fa efa nifoha aho
aza tairina fa aiko izay hahasoa ahy (yes)
tsy ho baikon’ny life, tsy ho baikon’ny pesos
hitako ny lalana aleako

dia izay no mahatonga ahy tsy hi~panique, panique
tsy maintsy ho tonga amin’ny tanjoko aho


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...