lirik lagu toulyo r. - only god knows (ogk)
aza kivy ianao mitraka andro ratsy mbola hisava any io
tsy safidinao ny omaly fa safidinao izay ho avy anio
aza kivy ianao mitraka fa ezaka hivaly ihany io
raha safidinao ny ho sambatra, iza moa ny hahasakana eo?
tanatin’ny haizina aho tsy niandry hoe tairo mba hazavaho
raha tsy nisedra sera maro za tsy tahak’izao
na maro aza ny olana amin~tsika, tsy haharesy ahy ireo
aleo andeha ny taona fa ho hita eo anie izay ho lohany amin~tsika
miaina ny anio, tohizako ny rap na tsy hiaino ahy ireo
indray za maka bahana, indroa mitsiky, lasa izao
aza avela ho faty ny nofinofy anatinao
aza avela ho nofy, fohaza dia handoa tanteraho
impiry ela vokozy, ny revinao io tsy makaiza
sakana tsy atao hampiemotra
horakoray vao maika à l’aise ah
mendrika be dia amin’ny kely izaho tsy hionona lesy
ataoko lesona tsy hahakivy raha toa maro ny lesoka
effort no hitsara, izay foana fantaro
dia ny herin~tsaina fatory
tsy maintsy hivaly io rehefa atao amin’ny fo
miady androany, hamiratra rapitso
koziko iny
fiainana no tohizo, f~ck ny tahotra
ny ambony no hitsilo
samy hijinja izay hafafiny
samy mandroso amin’ny mood~ny io fa tsisy hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoko kiasy, only god knows)
hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoky kiasy, only god knows)
hametraka tantara fa tsy hiserana
fotoanako tsy ho laniko amin’ny izay tsikerany any
izay tsikerany any
samy hijinja izay hafafiny
samy mandroso amin’ny mood~ny io fa tsisy hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoko kiasy, only god knows)
hoe za no latе eh oh
(tomorrow ho ataoky kiasy, only god knows)
hametraka tantara fa tsy hiserana
fotoanako tsy ho laniko amin’ny izay tsikеrany any
izay tsikerany any
aza kivy ianao mitraka andro ratsy mbola hisava any io
tsy safidinao ny omaly fa safidinao izay ho avy anio
aza kivy ianao mitraka fa ezaka hivaly ihany io
raha safidinao ny ho sambatra, iza moa ny hahasakana eo?
za koa manan~tanjona dia f~ck izay f~m mievitra hoe tsy ho tafa za im~balo ny mandroso raha miemotra indray
tsy vita ny vava fa ny tanana miasa
tsy hilavo lefona raha tsy azoko ilay peace izay tadiaviko eto
« no limit » tsisy hasakana ahy boy tairo
mirehatra ny faya ato anatiko efa hoe handao tairo
tsy zakanao ny zakanao, tsy vitanao ny vitanay
tsy maintsy ho tratrako tanjoko
za miaina anatiny haizina
za mihintsy ilay hazavana man
ny anio indray aloha hapoko fa ny omaly izany aleo ho any
tsofy rano izy raha tsy hino
ny lalana mitohy
tsika tsy hifanadino saingy ny anio aloha
dia one day, hifandombera eny amin’ny tampony
matoky tena be za normal efa resy ny sento
miaritra fa tsy mijaly
mbola ho avy ilay masoandro
mibanjina ny ho avy lesy matoa tsy hitahita eny
samy hijinja izay hafafiny
samy mandroso amin’ny mood~ny io fa tsisy hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoko kiasy, only god knows)
hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoky kiasy, only god knows)
hametraka tantara fa tsy hiserana
fotoanako tsy ho laniko amin’ny izay tsikerany any
izay tsikerany any
samy hijinja izay hafafiny
samy mandroso amin’ny mood~ny io fa tsisy hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoko kiasy, only god knows)
hoe za no late eh oh
(tomorrow ho ataoky kiasy, only god knows)
hametraka tantara fa tsy hiserana
fotoanako tsy ho laniko amin’ny izay tsikerany any
izay tsikerany any
aza kivy ianao mitraka andro ratsy mbola hisava any io
tsy safidinao ny omaly fa safidinao izay ho avy anio
aza kivy ianao mitraka fa ezaka hivaly ihany io
raha safidinao ny ho sambatra, iza moa ny hahasakana eo?
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu iwishyouwerehere - pollyana
- lirik lagu lil’z (mjn) - ma ngo par nae tok (မငိုပါနဲ့တော့)
- lirik lagu caterina valente - vattene
- lirik lagu miss kaninna - backstreets
- lirik lagu the beatles - ticket to ride (live on blackpool night out - remastered)
- lirik lagu raditori - đi về
- lirik lagu yuno miles - turbo toes (leak)
- lirik lagu mari pokinen - maa
- lirik lagu spxll - 4:27am
- lirik lagu boy in a room - rock bottom