lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - no limit

Loading...

[track]

no limit ny parcours~nay ya
tsy hanaiky ho diso na tsy tianao
miova miaraka amin’ny taona
tsisy mangidy noho ny alcool
fa ataoko izay tiako
tsy zakanao anie ny aty
no limit ny parcours~nay ya
tsy hanaiky ho diso na tsy tianao
miova miaraka amin’ny taona
tsisy mangidy noho ny alcool
fa ataoko izay tiako
tsy zakanao anie ny aty

[toulyo r.]

déterminer otrany anaty guerre
roi de cœur aho tsy variana mi~treffle
fahakiviana efa nataoko adios
mila miarina zany dia tsy ahy?
fiainana combat antsoy aho hoe boika
aiko handresy aho na misy kilema
efa ela no niaritra mendrika ho tafa
matoky be fa efa resy ny sento
hoe tsy maintsy hivazo vao halaza eto
tsisy aiko akory izay zavatra lazainy
ny ahy samy ataoko satria samy voafehy
ela mahazo tezitra izay tiako fo no ho ataoko ye
hajanony ilay art fa tsy hainao hoe
hatsembohany tavako io tsy anao ye
tsy anaty délire~ana maison maison za b~tch
indé à vie, za tsy hitalaho hoe: za mba araho
mozika ataoko tsy ho anao fa ho anahy
frérot ihany kobon’ialahy anaty tracklist
(izahay miasa mangina otrany soldat mona)
oulala
valaka mitady an’ilay money (cash)
young, wild, no free satria tsy zanaka (tafa)
mareko ny ray, hapetako ny kit
imagination no limit

[track]

no limit ny parcours~nay ya
tsy hanaiky ho diso na tsy tianao
miova miaraka amin’ny taona
tsisy mangidy noho ny alcool
fa ataoko izay tiako
tsy zakanao anie ny aty
no limit ny parcours~nay ya
tsy hanaiky ho diso na tsy tianao
miova miaraka amin’ny taona
tsisy mangidy noho ny alcool
fa ataoko izay tiako
tsy zakanao anie ny aty

[zeon.]
ilay zokiny indrindra indray ny ohatra ny zaza eto
mc comédie
flow monotone, ny rap tsy an’azy hono dia lasa indray aloha manao comédien
mandrapahavita ny jeu mila mahazo jet
tsy hikozy intsony aho hoe mila milli
tutto passa, еfa ho avy ny ject n~ggaz
efa ainao zay
touche ray, roa, telo dia еfa mi~élimine
havanana amin’ny avia ohatran’ny hoe lamine yamal
tsy hoe tsy tiako matoa tsy mikozy hoe marry me za
fa ilay izy question~na millimètres
mi~k!ll bad vibes ohatran’ny hoe marijuana
mihalehibe dia mihamature ohatran’ny millésimes
maizina ny rap sy~ga izahay no mi~illumine azy
toulyo r., z, track team no limit
sku

[track]

no limit ny parcours~nay ya
tsy hanaiky ho diso na tsy tianao
miova miaraka amin’ny taona
tsisy mangidy noho ny alcool
fa ataoko izay tiako
tsy zakanao anie ny aty
no limit ny parcours~nay ya
tsy hanaiky ho diso na tsy tianao
miova miaraka amin’ny taona
tsisy mangidy noho ny alcool
fa ataoko izay tiako
tsy zakanao anie ny aty


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...