lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - midnight

Loading...

[toulyo r.]

aleo andeha izay mila 10 satria tsika tsy maika
mandroso moramora aho n~ggaz satria ny tanjona efa aiko
blabla anao isan’andro fa ny vokatra aiza?
maro loatra ny ato an~tsaiko tsy ho voahazava amin’ny 16
tsy asiko kisma fa just do it
just do hit
misozy anahy taloha izao efa out izy
tsy ekeko raha le kozy hoe niainga tamin’ny aotra izy
tsisy tafa tsisy biff teto allright

sahirana ny saiko hi~vazo tsika sa hi~rap?
izay rehetra miainga eo ataoko satria voafehy
niaritra aho fa tsy nijaly, aiko hoe fiainana izany
niaritra aho fa tsy ni~suce, tsy ohatran’ialahy isany za
niainga tamin’ny nofy
izao za hiaina anaty nofy, ny ho avy
tsy mitovy tsika dia aleo tsy mifampisozy
nivoatra fa tsy niova aho
feno good vibes izay lalovako
tsy manana talenta aho fa fitiavana ny lovako dia
ho ataoko izay mahasoa
dia izay mahasaha midira fa aza masoso p~~~
matoky be ny tompo aho fa ho tafa fa miandry kely sisa (kely sisa)
miasa fa tsy mitata ny tena bandy lesy
azonao ve ny ato an~tsaiko b~tch?
atreto miady mbola ho avy ilay masoandro peace
babeko ny isa fito, life~ko io safidiko
mandroso tsy miondrika na dia be aza ny olana hitsiky
[yuji.svn]

mafy ny ady fa nandroso aho
mafy ny ady fa niroso aho
telo taona izay no lasa, telo taona izay no vita
mafy ny ady fa nandroso aho
tsy mitazona an’izay te hiala izany my n~ggaz ya
aleo hikozy izay hikozy fa ho ataoko izay tiako
flex ny equipe
tsy mitazona an’izay te hiala izany my n~ggaz ya
mafy ny ady fa nandroso aho
mafy ny ady fa niroso aho
telo taona izay no lasa, telo taona izay no vita
mafy ny ady fa nandroso aho
tsy mitazona an’izay te hiala izany my n~ggaz ya
alеo hikozy izay hikozy fa ho ataoko izay tiako
flex ny equipe
tsy mitazona an’izay tе hiala izany my n~ggaz ya

[toulyo r.]

maro ny ratsy nataoko izay tiako hifonana
(efa lasa)
maro ny olona tiako izay tiako iharahana
(efa lasa)
maro ny tanjona tiako, tiako ho tratratina
(efa lasa)
maro ny lasa nandratra tsy tiako hiverenana fa
mafy za dia miandry ny androko eto
mafy za dia tairo fa handriko io
aleo izy ho any za
tsy mitazona an’izay te hiala izany my n~ggaz ya

ainao zay!

seven flex

s/o nyra, zeon

loki (ex yuji.svn)

ye

aleo izy ho any za

tsy mitazona an’izay te hiala izany my n~ggaz ya


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...