lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - mekrizy

Loading...

dia inona ny hasambarana?
raha toa manimba ny hafa any ilay zavatra mahasambatra ahy
mihasimba ny vatako
isakin’ny sora iray fohako nefa io ny manamboatra ny saiko
efa tsy à l’aise intsony aho
tsy à l’aise aho miaraka amin’ny lisany m~n~la mpandalo mba hatsapana ny tena fa ambony
tsy ny famonoana sipa no hapabandy an’ialahy
tsy ny taona no hamaritra izay tokony ho hajaina
ainao zay

be solidaire anaty bf
f’iza no ho eo rehefa h~n~la fahanginana ela raha toa lasa ilay havana akaiky?
sanatriavo
firifiry ny olona hampiana, dia firy ny eo rehefa ela no mila aide
aza midoka tena fa aleo ambanina fa ambony toy izay ambonina menarana
eto samy mamoaka ny hevi~disony
motivé~ny like dia tsy misaina
mila fandinihana
rehefa hitata toa be ny ient~cli, rehefa hi~assume hifanilihana
samy manam~pahavalo anaty eritreriny
amin’ny real life, tsisy mandraraha
raha sendra maty tampoka eny an~dalana eny ela
ny zavatra ataony? haka camera

dia ho publié~na, dia ho posté~na
efa firy ny tratra mbola eo ihany
efa kopy gasy hoe: « hanova toe~tsaina »
rehefa misy ny tafa dia harendrika ihany
ny firenena efa anaty kizo
ny mpitondra fanjakana nefa miha be kibo
dia an’iza ny tsiny?
nankininao tamin’ny koveta ny ho avin~tsika
nefa manantena foana na tsy ahy hoe ho aiza isika
tsisy mandrakotra anatin’ny hatsika
efa firy no resy fa tsy asiny sira

ho ringana tapitra ataoko sanatria
isan’andro izao hiaina fahoriana

aleo fa tsy hampihitsoka ny anay
ra toa tsy hanampy ela, vitanay ny anay
kodiaran~tsarety ny life ilay nahary
tsy handrinao iny koa dininay ny anay
fiaraha monina mpiatsara velatsihy
mitsodrano ho tafa, raha tafa hanokonany skidy ye
efa ela tanatin’ny ngidy ye
aleo izahay mba hiaina an’ilay peace ye

leo manefa be nefa kely no raisina
loin ilay manetsa be ilay mbola ho avy
mataotra ny ho avy, satria na ny ho avy aza anie eto natao ho an’izay efa tafa ihany
alohany hitsara aloha fantaro ny tenanao
raha tonga lafatra izay vao mikozy
mivavaka foana fa tsy arahana asa mitovy amin’ny impact an’ilay téléphérique
dominer ara~tsaina ramalagasy
lasa réalité ilay tsy handroso intsony
hirahiraina lava ilay firaisan~kina
saingy hoe tsisy miray eto raha tsy ara nofo
raha toa tsy azo tsotra dia atao forcé
tsy maintsy handroso fa tsy ahy hoe hakaiza ary
firy ny ho faty izay vao ho tonga saina ?
mbola ho tafa ihany ve isika indray andro any
isak’alahady mameno eglizy
karakaraina izahay alohany hifidy
fa mandeha ny taona vao maika miha krizy

mahay miray hina rehefa misy ny ory
rehefa misy tafa nefa dia sintomina
rehefa mavomavo indray izahay dia ambanina

nefa manantena foana na tsy ahy hoe ho aiza isika
tsisy mandrakotra anatin’ny hatsika
efa firy no resy fa tsy asiny sira

ho ringana tapitra ataoko sanatria
isan’andro izao hiaina fahoriana

aleo fa tsy hampihitsoka ny anay
ra toa tsy hanampy ela, vitanay ny anay
kodiaran~tsarety ny life ilay nahary
tsy handrinao iny koa dininay ny anay
fiaraha monina mpiatsara velatsihy
mitsodrano ho tafa, raha tafa hanokonany skidy ye
efa ela tanatin’ny ngidy ye
aleo izahay mba hiaina an’ilay peace ye


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...