lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - intro

Loading...

ainao zay!

dila ihany ny halaelo
miverina misento aho rehefa miaino an’ilay « tsisy halaelo »
efa matoky anah neny
efa miaina hasambarana aho zao tsy atao tsiambaratelo
efa nahita an’ilay tiko aho
ndana kozio ilay sipa nisoma ny foko tanatiny « diary »
mahita anah mi~rap hono izy mahatsapa fière
tsy hanao baby love intsony aho fa efa avec elle
efa be ny vécu

efa voady natao ilay tsy maintsy hi~pop anatin’ny rap
niainga tany amin’ny salle
boy kely be be dream
trio magique na dia tsy msn
dia iray dabilio izahay fa tsy niraharaha math
n’assumer~na izay niainga na tsy afaka bacc
boy kely be be saina tsy ho baikony izay boritra
hanao rgu dia izay ihany no naha poritra
izay apis kotiana nanoratako hira
« mec t’es chelou » izay no navaliny ahy
amin’ny 12h du soir manoratra 16
mamanay zao mievitra hoe manao devoir
20~19 tsy nahavita aho na son iray
tsy manao feat raha tsy amin’i nyra na zeon
deux sept gang, fandresena no tanjona
n’oviana n’oviana tsy maintsy hiakatra palais
fa nazaka sipa aho
n’freest foana, nosarahany hono aho fa tsy nanana foana
dia f~ck
nikoty iray indray izay vo koboko ilay mot toxique
20~20

nanomboka niditra stud, tsy voatazona intsony ny inspi
na tsy hikalina dia ndao hi~prise
mahavita io raha hatambatra ny flouz
dia nivoaka « elvira »
love song tsy misy otran’izany
rehefa tiana ilay rap dia akaiky еny ambops
tsy nety fahy aho na dia in~telo nidofitra
deux sеmaines mahangona tim
20k ny prise koziko ny team
tsy nanana sipa intsony aho fa aleoko ni~vazo
izay couplet resaka love
20~21 izay tao amin’ny no comment
manomboka miainga io fa ndao ireo atao miaiky
na tsisy cachet io dia tsy nampaninona
ilay hiakatra scène ihany no nahamaika
resaka apis teo aho ilay amoureux
omeko azy ny tontolo raha toa izay no tiany anh
manomana ny ho avinay izay dia aleoko ni~boss
nisaraka ihany moa avy eo
20~22, « 72 » ny hafanana efa 7 «flex » foana ny équipe
natao ny drill, natao ny afro
teo no nanantena mba ho lasa pro
fa mbola tsy fotoanany dia nanomboka kivy ny tena koa moa niha lehibe
niezaka nitia aho fa tsisy nitia aho
ni~depr, nahavitako titres efatra
20~23 nahavita an’izay vitany
hiverina hi~rap aho satria efa sambatra
tiko ny vibes~ko, tiko ny ataoko
biff anaty rap sisa dia efa hapiness
fa io par étape ya
mandeha ny taona fa aleo tsy zappé~na ny step
za tsy maintsy ho tafa solo ou squad
efa hoe tsy maintsy halaza ry sept flex yeah


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...