lirik.web.id
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu toulyo r. - fane

Loading...

miezaka mitraka aho na maro aza ny olana satria efa aiko hoe tsisy hanampy ahy hiarina
impiry ny lavo aho dia impiry no niarina
impiry ny lavo aho dia impiry no niarina
zay mila milli, fa hatreto mbola anaty mele
mouiller~nay ny maillot eny ambony kianja dia antsoy aho hoe fane

oh maria mila poser
tsisy cocaina, tsisy codé ny ne~vei
mila au sommet izahay efa hatramin’ny petit
igo, izahay mila tafita vao miala eto
izahay mila wari, tsy mitata
fa asa vita ny anay no hitsara
fandresena no tanjona efa hatramin’ny ela
babeko ny nueve dia kobonao tsara

igo, mila biff any pablo
grinta anaty tsy hita ny tableau
baby za mila mi~maille ya
radem aho eny amin’ny té~cô
anaty délire~ako aho enga
izahay mila deba, hihisa euro (euro)
family rehetra koahy wari (igo)
family rehetra ko ho ary

tadidio hoe mafy ela
hapirimo ny tahotra rehetra any (eh)
fantatro hoe mafy ny fiainana n~ggaz
nefa ela ihany no afaka hanova azy
tsisy natеraka tonga dia tafita eto ka
na misy ary ela efa tsy izy
ka tomany lava anao io tsy vahaolana
tairo mitrakà dia raiso ny angady
nga tsy hoе « hiravaka versace »
za tsy ho very satria za tsy ho very
izy tsy hasiko kisma
fa androany hatsangako ny verre
tsy ahoako fa aleo hisozy ireo
fiainana koa anie kodiaran~tsarety
androany tsy manam~potoana ho anah izy dia rapitso za indray no mba miavona
oh maria mila poser
tsisy cocaina, tsisy codé ny ne~vei
mila au sommet izahay efa hatramin’ny petit
igo, izahay mila tafita vao miala eto
izahay mila wari, tsy mitata
fa asa vita ny anay no hitsara
fandresena no tanjona efa hatramin’ny ela
babeko ny nueve dia kobonao tsara

igo, mila biff any pablo
grinta anaty tsy hita ny tableau
baby za mila mi~maille ya
radem aho eny amin’ny té~cô
anaty délire~ako aho enga
izahay mila deba, hihisa euro (euro)
family rehetra koahy wari (igo)
family rehetra ko ho ary


Lirik lagu lainnya:

LIRIK YANG LAGI HITS MINGGU INI

Loading...