lirik lagu toulyo r. - diary
[nyra]
tsiaro indray mipetraka
ny ato am~poko tsisy miafina
aminao ny faniriako hanolotra anao izato peratra
fa tantara sisa diary
no any fenoina an’izay mba eritreritra nandalo
indrisy
fa nandalo dia niserana ianao
ilay hoe mba anjaram~pitiavako
kay nandalo dia niserana ianao
tsy ratsy vintana fa lahatra
ka raiso amin’ny tsiky
iriana tsy hisy disadisa, raha hoe ny amin~tsika
fa na fitia mangidy afara ary iriako ny hiverina
fa na fitia izay nankarary ary tsy ho raisiko ho nenina
satria natsapa nafana
na fanina ary ianao tsaroako, na lasa ny hafa any, ilay tsikitsikinao tsy foiko
ka raiso ny hirako, raha ny tanako efa votsotra
dia raiso ilay teny, ataovy am~ponao tsara fatotra
[toulyo r.]
te hiteny aho hoe miverena
feo anao no tiko henoina
ny tsikinao ny tiko ho jerena, ny vatanao no ilaiko rehefa alohany za hatory
te hiteny aho hoe miverena
feo anao no tiko henoina
ny tsikinao ny tiko ho jerena, ny vatanao no ilaiko rehefa alohany za hatory
mandainga aho raha hiteny hoe za tsy mila anao
ny anilanao no ilaiko feno tsiky hatrany
ny anilanao no ilaiko tsisy fitaka eh
mandainga aho raha hiteny hoe za tsy mila anao
ny anilanao no ilaiko feno tsiky hatrany
ny anilanao no ilaiko tsisy fitaka eh
efa fantatro hoe hanimba anahy ny love mbola teo ihany
fa ireo lasa tsisy tsiny
menatra aho ny hiteny ny hafa hoe za anie no diso tamin’ireny
tsarovy mety handratra koa ny teny
nataotra aho hoe hisitaka ianao raha toa tena fantatrao ny fiainako
za tsy afaka ny ho eo mandrakizay
tsy afaka hanome anao izay rehetra tena ilainao
nefa miaraka amin’azy ianao izao miaina
dia aleoko mandeha irery
na indraindray aza aho te hiteny hoe miverena
tohizano ny lalako
raha anjara ve ny antsika roa tsy hifanena
na maro aza ny ratra anaty foko tsisy tsiny
raha nandany ny fotoananao malala miala tsiny za
ilay tsika tsy hisy intsony
« lesona ny lasa », tairo raha mahatsiaro henoy izany
te hiteny aho hoe miverena
feo anao no tiko henoina
ny tsikinao ny tiko ho jerena, ny vatanao no ilaiko rehefa alohany za hatory
te hiteny aho hoe miverena
feo anao no tiko henoina
ny tsikinao ny tiko ho jerena, ny vatanao no ilaiko rehefa alohany za hatory
mandainga aho raha hiteny hoe za tsy mila anao
ny anilanao no ilaiko feno tsiky hatrany
ny anilanao no ilaiko tsisy fitaka eh
mandainga aho raha hiteny hoe za tsy mila anao
ny anilanao no ilaiko feno tsiky hatrany
ny anilanao no ilaiko tsisy fitaka eh
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu heidi montag & bibi babydoll - explicit
- lirik lagu baarz - testing... (ft rzza215)
- lirik lagu jo (rou) & smiley (rou) - totul pe dos
- lirik lagu marina marx - steh auf und leb (live)
- lirik lagu tyler, the consumer - biscuit
- lirik lagu julia, julia - a love that hurts
- lirik lagu lil xtra - i'mgreatwho'swithme
- lirik lagu no reservation - madness (live at the local dunkin')
- lirik lagu vinny peach - bruised letters
- lirik lagu young nudy & pi'erre bourne - pissy pamper (leak)