
lirik lagu tht - tara tara
el farao
andraso kely a vetivety fa t mba ikôzy @ndry hoe: “piso a”
@firy kay zao azafady d iza ny anaranao ra tsy mahadiso ahy
za tsy en coupl na am reel na mbola anaty fb
ka ny any mba iondakondanako zao dia ny ekipan psg
fa tsy mbola mba misy vehivavy hoantsoina hoe piso na koa hoe malala
ka ra mety ndry zao d hoateriko d anaty bus mifankahalala
amzay tsika miaraka kely d kobondry tsara ny tena feeling
hoe azo idirana iany v za sa tsy mety fa sao d “crime”
ref (x2): potika aminao za baby, baby
maty aho ny aminao my lady, lady
mba miangavy anao ra mety, mety
andraso kely aho vetyvety…yeah yeah yeah
sphynx
ny loveko lasanao any atramin’ny ela ka tsisy tavela
nankiniko t@nao ty foko kely maratra aza avela ianjera
ka nahoana ra miaraka @zay, za aloa tianao ianao ko torak’izay
ny ditrako taloa efa nataoko bye bye satria ny antsika 2 iriko ho mandrakzay f’efa atramzay, ianao no niriko ho “femme”
ra lasa president ra sphynx ianao ny ho première dame
aza manahy fa tsy asiako 2ème, aminao iany ny foko ry baby
mandrakzay doria amen, ka valio amzay ilay “jtm”
ref (2x)
j-zz
fa hita mihintsy, hoe tiko ndryyy..
amin’ilay metisy, so s-xy
tsy ampijaliako zany ndry hoa sanatria
sady ianao mafatifaty : mamami
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu danny worsnop - i don't wanna die
- lirik lagu willie waters, checkmate the gr8 - winter to a winner
- lirik lagu wednesday 13 - i ain't got time to bleed
- lirik lagu sleet mage - girlfriend (remix)
- lirik lagu cervon campbell - sellout.
- lirik lagu ant cats - buu cave
- lirik lagu teflon sega - adam's song (blink 182 cover)
- lirik lagu josey joe - monday
- lirik lagu von wegen lisbeth - staub und schutt
- lirik lagu ill bill - shiva call