lirik lagu théo rakotovao (mikea) - teako iha
efa hatramin’ny ela zay fotoana niarahanay
tsy mbola nisy ny hoatr’izao
fifamaliana ny ato an~trano
ka tsy zakanao
niovaova fomba ianao
niovaova ka fitia
tsy toy taloha
isika roa no nifanaiky hiara~dia mandra~maty
ts’isy olon~kafa intsony hisolo ny toeranao
teako ani (e) iha
teako ani (e) iha jampela fa i enany zao iha
nampifilafila
2 x fijalea toy nampandeha anao
ts’isy olo hafa fa iha raiky avao ro lignasako e !
teako ani (e) iha (x 2)
efa hatramin’ny ela zay ,enao nilaza fa tena tia
nanome fitia nefa amin’izao, hafahafa ny fomba
firesakao mankararirary fo
niovaova fomba ianao
niovaova koa fitia
tsy toy ny taloha
isika roa no nifanaiky hiara~dia mandra~maty
ts’isy olon~kafa intsony hisolo ny toeranao
teako ani (e) iha
teako ani (e) iha jampela fa i enany zao iha
nampifilafila
4 x fijalea toy nampandeha anao
ts’isy olo hafa fa iha raiky avao ro lignasako e !
teako ani (e) iha
Lirik lagu lainnya:
- lirik lagu depressed bastard - i'm depressed bastard
- lirik lagu asaf beats, avni - no love road (ft. kevin powers)
- lirik lagu angelmane (pol) - drown in gutz
- lirik lagu holymark - alone / seul
- lirik lagu lee dorsey - the greatest love
- lirik lagu порнофильмы (pornofilms) - повтор (replay)
- lirik lagu 09pea$ - keep it tight
- lirik lagu jovana tipšin - zaljubljena žena
- lirik lagu la forma - cerrando bien mis ojos
- lirik lagu rheda - snabba cash